|
|
|
|

Teny iditra1  mipoaka
Fototeny  2  poaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Mamoaka feo mafy tampoka mirefotra (vato, vanja, basy, tafondro): Nipoaka ny tafondro ka nihovotrovotra ny trano
Vaky miparitaka tampoka: Nipoaha ny fitaratra voan' ny vato
(masoandro na ny andro) Miposaka, na amin' ny maraina na rehefa avy nandalo tao anaty rahona: Efa mipoaka ny andro ka andeha hanahy ny vary
Mivoaka miseho hita ety ivelany, mirofotra: Tsy mbola nipoaka ny kitrotron' ny zanany
Miseho miharihary, vaky: Nipoaka ny tetiky ry zareo ka henatra foana no hitany
Nipoako ny ady lehibe no teraka ny zandriko
Misy bontsina miseho, miempaka: Nipoaka ny tanako tamin' ny asa angady omaly sy afakomaly
Mihamahia: Nipoaka Rakoto hatramin' izay naharariany izay
5  [1.78] [Sihanaka] miposaka (masoandro)
Fanazavàna teny anglisy  6  [1.7] to burst, to explode
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.8] éclater, exploser
8  [1.13] exploser
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :
Kamban-teny 
Ohabolana  16  Ohabolana misy io teny mipoaka io

Fivaditsoratra  17  ampiako, miapoka, mipaoka, mipoaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21