|
|
|
|

Teny iditra1  mira-bolana
Singan-teny  2  mirana, volana
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] fotoana fihenan' ny volana; mihabanga na rava ny maha-boribory ny volana fenomanana
Voambolana  5  Haikintana
6  Fotoana

Fivaditsoratra  7  maribolana, mira-bolana

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21