Teny iditra mirado (rado)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manao rado, mitondra rado eny am-bozona [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To wear a particular kind of necklace of beads, glass, silver, gold, etc. [1.2]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mirado
Ny lasa : nirado
Ny hoavy : hirado
Filaza mandidy : miradoa

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20