|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  rado
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fehivozona vita amin' ny vakana volamena na volafotsy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 a particular kind of necklace of beads, glass, silver, gold, etc. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  5 collier de perles, d'or ou d'argent [1.3#497]
Ohatra  6  rado miampy voahangy ve sa ny haba volamena? [2.1022]
7  Harambato no solovozona anaovany, ala mikirindro no kapaoty maitso itafiany, ary riambato fotsy misasasasa avy any an-tampony any no rado volafotsy mamiratra ihaingoany. [2.499#25]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :

Teny iditra (2/2)16  Rado
Sokajin-teny  17  anaran-tsamirery (solon' anarana) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  18 solon' anaran' i Andriamanantena Georges [3.1]
Asa navoany  19  Etsy, matoria
20  Lapan' ny tananan' Antananarivo
21  2002 Tsy maintsy mipoaka ny sarom-bilany
Tsanganana sy sary iray takila  22  run="pseudonyms" label="mpanoratra"/>

Fivaditsoratra  23 daro, 24 dora, 25 drao, 26 droa, 27 odra, rado, Rado, 28 roda

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26