Teny iditra | 1 miraefadafy |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.13] marolafy tsongaina mitovy halava ny lafy efatra, fa ny zoro kosa mitovy tsiroaroa 4 [1.1] Marolafy izay mitovy halava ny lafy efatra aminy fa ny zoro kosa mitovy tsiroaroa |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.13] losange |
Voambolana |
6 Matematika: rafitsary |
Singan-teny | 7 mira, efadafy |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |