Teny iditra |
miraharaha
(raharaha)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Mikarakara: Tsy miraharaha ny zanany akory izy Mihevitra, mieritreritra, midinika: Miraharaha ny amin' ny fanambadian' ny zanany ireofianakaviana roa ireo Miahy, mikanonkanona: Rakoto no miraharaha ny varotray [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To consult, to deliberate, to do business. [1.2]
|
| To deliberate; to do business;
to occupy oneself with something [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Délibérer;
s'occuper de quelque chose; administrer [1.8]
|
Ohatra | mahery setra, tsy mitsitsy raha mamely, sarotiny amin' ny fampandehanana ny asa, tsy miraharaha ain' olona.
[2.472]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
miraharaha |
Ny lasa : |
niraharaha |
Ny hoavy : |
hiraharaha |
Filaza mandidy : |
miraharahà |
|
|
Teny iditra |
miraharahà
(raharaha)
|
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miraharaha
|
Fanazavàna teny malagasy | [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | [1.3]
|
|