|
|
|
|

Teny iditra1  miraikiraiky
Fototeny  2  raikiraiky
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Varimbariana, misalasala be ihany, miadam-piasa
Adaladala, mitahontahona
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] to lean from side to side, to trotter, to reel, to be confused. Comp. Raika
Ohatra  6  Mpaniratsira ny divay, ary mpitabataba ny toaka, Koa izay miraikiraiky azon'izany dia tsy hendry. [2.996]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny miraikiraiky io

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11