Teny iditra | 1 mirana |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Falifaly ka hita amin' ny tarehy sariadriaka sy feno hehy izany: Olona miran-dava io zazavavy io |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] happy, radiant, smiling |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3#442, 1.8] radieux 6 [1.3#442] content, enjoué, réveillé 7 [1.8] heureux, souriant |
Ohatra |
8 Tarehy mirana sy dia maika hatrany no iarahana. [2.470] |
Sampanteny |
|
Tovy hevitra | 13 miramirana |
Mpanahaka | 14 ravoravo, miriadriaka, sariadriaka |
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 17 amiran, anarim, aniram, aranim, mañary, manary, manira, manirà, marìna, mariña, marina, miaran, mirana, namari, namira, naraim, nariam, niaram, rianam |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |