Teny iditra (1/2) | 1 mirandrana |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fototeny | 3 randrana |
Haiendriteny |
|
Fanazavàna teny malagasy |
8 [1.1] Manaraka fomban-drandrana: Mirandrana foana ny volon' iny vehivavy iny |
Fanazavàna teny anglisy |
9 [1.2] to be in plaits. 10 [1.7] to be braided |
Fanazavàna teny frantsay |
11 [1.8] être tressé |
Ohatra |
12 [2.996] Amin'ny saron-tratra asio rojo volamena madio madinika, atao mirandrana toy ny tady; |
Teny iditra (2/2) | 13 mirandràna |
Sokajin-teny | 14 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mirandrana [Fitanisana] |
Fototeny | 15 randrana |
Fanazavàna teny malagasy |
16 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
17 [1.3] |
Fivaditsoratra | 18 irandranam, mandrirana, marandrañy, mirandrana, mirandràna, nandrariam, nandriaram |
Nohavaozina tamin' ny 2025/08/10 |
![]() |