Teny iditra | 1 miranga |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Mitsangana, miseho tampoka noho ny hatairana: Miranga ny sofiny |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] to appear, to become visible. |
Fototeny | 5 ranga |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 9 Ohabolana misy io teny io |
Fivaditsoratra | 10 angarim, angiram, aringam, irangam, mangary, miranga, rangaim |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |