|
|
|
|

Teny iditra1  miratra
Fototeny  2  ratra
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Enti-milaza ny volana izay tsy boribory intsony fa efa nahabangana: Hefarana izay no fenomanana ka efa miratra ny volana
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] décroître; se dit de la lune
Ohatra  6  ny tsy mamody kosa dia amin' ny miratra volana. [1.381#]
Voambolana  7  Haikintana
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :

Fivaditsoratra  11  iratram, maratry, maritra, miratra, ratraim

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21