Teny iditra (1/2) | 1 mirebareba |
Fototeny | 2 rebareba |
Sokajin-teny | 3 matoanteny na mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Mitaritarika amin' ny tany: Tianao ve ny akanjo mirebareba 5 Mitondra akanjo lava mitaritarika: Nisy olona mirebareba nitady anao tao [1.1] |
Ohatra |
6 Manaiky azy tsara I Mavolahy, ombin-tsarety nahazoan-drainy aretina ary tena tambanivohi-dahy tokoa amin' izato lamba asampim-bozona tsy tiana ialana, ny malabary mirebareba toa mahalehibe azy sahady, ary ny satroka penjy be sofina mihofahofa. [2.470] |
Teny iditra (2/2) | 7 mirebareba |
Sokajin-teny | 8 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
9 midedadeda [Tanosy]
[1.78] |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |