Teny iditra (1/2) | 1 rebareba |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny frantsay |
3 [1.3#519] traînant, long et ample comme une robe |
Ohatra |
4 [2.4#] Tsaroako koa ny fitafiko lamba rebareba fa toa tsy dia manaja loatra 5 [2.270#] nikiraro baoty tonta izy, satroka tsy hita amin' ny fizaran-taona firy no nisatrohany, nitafy akanjo rebareba mainty vasoka sy niofon' andro izy |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/2) | 7 rebareba |
Sokajin-teny | 8 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
9 [1.1] akanjo na fitafiana lava be sy mitaritarika |
Fanazavàna teny frantsay |
10 [1.3#519] habit large, long, traînant |
Ohatra |
11 [1.369#] Hitany aho, izaho, ilay pretra mitondra rebareba efa konka. |
Sampanteny |
|
Ohabolana | 17 Ohabolana misy io teny rebareba io |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |