|
|
|
|

Teny iditra1  mirediredy
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fototeny  3  rediredy
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8  [1.1] Miteniteny foana tsy misy heviny, mibedibedy foana, very saina: Mirediredy ny marary
Mimenomenona tsy misy fiatoana: Nirediredy teo ny anao fa iza moa no hihaino azy eo
Ohatra  9  [2.324] - Hianao, anaka, mirediredy foana!
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny mirediredy io

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29