|
|
|
|

Teny iditra1  mirefotra
Fototeny  2  refotra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Mitriatra, mitefoka: Mitriatra, mirefotra ny rantsan-kazo
Mipoaka: Mirefotra ny basy
Ohatra  5  Nahalala ny andaniny fa efa mihamandona ny saina sy faharetan' ny miaramila sy feom-bararata mirefotra. [2.472]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny mirefotra io

Fivaditsoratra  11  itreforam, mirefotra

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21