|
|
|
|

Teny iditra1  mirehoka
Fototeny  2  rehoka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Mitrona (toy ny omby vonoina efa ho faty)
Enti-milaza ny olona miala aina, izay mitrona mafy
Mandrahona mafy amin-katezerana
Enti-milaza ny voditongo-kiraro lany sady mivilana
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny mirehoka io

Fivaditsoratra  10  mirehoka, mirohake

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21