|
|
|
|

Teny iditra1  mirendrika
Fototeny  2  rendrika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Latsaka ao anaty rano; miempo; miray (na ho amin' ny tsara na ho amin' ny ratsy); latsaka lalina ao anatin' ny ...
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11