|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mirerarera
Fototeny  2  rerarera
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] mitafy tsizarizary, miroradroraka
mibarera, mirefarefa ka mitaritarika (elatry ny vorona, akanjo)
mitavozavoza
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] être relâché, débraillé, flasque, lambin
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)10  mirerarerà
Fototeny  11  rerarera
Sokajin-teny  12  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mirerarera [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  13  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  14  [1.3]

Fivaditsoratra  15  irerareram, mirerarerà, mirerarera

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08