Teny iditra (1/2) | 1 miresaresa |
Fototeny | 2 resaresa |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Mandeha miadana toy ny tsy afaka mamindra, miretareta: Jereo ity olona katavy famiresaresa mahatsikaiky Mitaredretra: Misy mpianatra miresaresa foana etỳ |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3] traîner, lambiner |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (2/2) | 10 miresaresà |
Fototeny | 11 resaresa |
Sokajin-teny | 12 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miresaresa [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
13 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
14 [1.3] |
Fivaditsoratra | 15 iresaresam, miresaresà, miresaresa |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |