Teny iditra | resaresa | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fandeha miretareta sy tsy afaka mamindra fity (toy ny an' ny ganagana); hakamoana, fiborerana, fitsimozimozy [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Démarche traînante, comme celle des canards; lenteur, paresse, mollesse [1.3] | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Fivaditsoratra | resaresa, serasera |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |