Teny iditra | 1 miretaka |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Mikoa, mirodana: Niretaka ny tamboho noho ny orana Mipetraka na matory tsy afa-miarina, mihonaka: Miretaka eo am-pandriana ao izy indroa andro izao |
Fototeny | 4 retaka |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 10 iraketam, matarike, miraketa, miretaka, miteraka, raiketam |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |