Teny iditra | 1 ramiretaka |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Aretina mpahazo ny kisoa, izay mahatonga azy halemy, hiretaka tsy mahajoro ary dia mahafaty azy |
Voambolana |
4 Haibiby: fitsaboina momba ny biby |
Singan-teny | 5 ra, miretaka |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |