|
|
|
|

Teny iditra1  miriaria
Fototeny  2  riaria
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Mikarenjy sy milalao amin-kafaliana: Miriaria eran' ny ala ny voron-kely
Ohatra  5  Nohafatrafarany mba hivavaka tsara ho an-drainy izy ireo mba hiarahany miriaria aminy. [2.470]
6  Nahoana no tsy itiavanao hiara-miriaria amiko? [2.5]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :
Kamban-teny 
Anaram-biby 
Anaram-javamaniry 

Fivaditsoratra  15  irairaim, miriaria

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21