Teny iditra | 1 miriotra |
Fototeny | 2 riotra |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Mihazakazaka mafy, mimaona: Niriotra ilay soavaly ka saika tsy voatanan' ilay mpitaingina azy Mandeha haingana: Miriotra loatra ianao izany ka tsy azoko arahina |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 9 Ohabolana misy io teny miriotra io |
Fivaditsoratra | 10 iroritam, mioritra, miriotra |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |