Teny iditra miriry
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Taimoro] tofoka [Rakotosaona 1972]

Teny iditra miriry (riry)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Tanosy] malaina, tsy tia [Rakotosaona 1972]

Teny iditra miriry
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Taisaka] miangoty [Rakotosaona 1972]

2010/05/06