|
|
|
|

Teny iditra1  miroahana
Fototeny  2  roahana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.10]
5  Misalasala, sanganehana, mihambahamba tsy matoky tena: Niroahana be ihany izy alohan' ny handehanany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6  to hesitate, to doubt; to be of two minds [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7  hésiter, être en suspens, douter, ne savoir quel parti prendre: Miroahan-dava izy (Il hésite sans cesse) [1.3]
Ohatra  8  Avy amin'i Zabolona, dimy alina, samy azo alefa amin'ny tafika, vonon-kiady, efa hary fiadiana tsara mihitsy, mba hilahatra hiady amin'ny fo tsy miroahana. [2.996]
Voambolana  9  Filôzôfia
Haiendriteny 
10  Ny ankehitriny :
11  Ny lasa :
12  Ny hoavy :
Mpanahaka  13  1.1=misalasala=miahanahana=mihambahamba=miherohero

Fivaditsoratra  14  amohirana, anamariho, hamaroina, hamoraina, miroahana

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20