Teny iditra | 1 miroa lela |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] enti-milaza zavatra manana vokany na mety hisy asany roa mifanohitra: Antsy miroa lela ~ Sabatra miroa lela |
Ohatra |
4 [2.996] toy izany ny mpanota miroa lela. |
Singan-teny | 5 miroa, lela |
Tovy hevitra | 6 roa lela |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10 |
![]() |