|
|
|
|

Teny iditra1  mirobiroby
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fototeny  3  robiroby
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8  [1.1] Miara-mifalifaly, miravoravo
Ohatra  9  [2.996] Moa va ny voady aman-kena masina, hahafaka anao amin'ny loza manindry anao, no mety mirobiroby amin'ny firavoravoana hianao?

Fivaditsoratra  10  miboribory, mirobiroby

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29