|
|
|
|

Teny iditra1  misafay
Fototeny  2  safay
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] (manaoalasafay no fampiasa matetika indrindra) Manao kely foana fa tsy tena manao mba ho fialana tsiny fotsiny: Oadray! ry Koto, izao ve mba fafa trano e! nisafay fotsiny ianao fa tsy tena namafa
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
Tovy hevitra  8  miala safay, manao alasafay

Fivaditsoratra  9  FISAMIA, misafay, misafia

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02