|
|
|
|

Teny iditra1  misafoaka
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fototeny  3  safoaka
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8  [1.1] Mitroatry ny hatezerana mafy, entanin' ny hatezerana, tezitra mafy: Nisafoaka ny anao lahy roba vao nahare izany teny izany
Ohatra  9  [2.471] Very izahay fa inona eo afovoan' ny ranomasina misafoaka moa izay sambo kely tsy ampy fitaovana?

Fivaditsoratra  10  isakafoam, misafoaka, misakafoa

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29