Teny iditra | 1 misafofoka |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fototeny | 3 safofoka |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Mianjera Voan' ny aretin-tampoka |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3#556] Tomber, être saisi d’une attaque |
Ohatra |
6 [2.587#] Raha mbola nitebiteby tao anatin' ny loza toy izany izy ireo, ka ny saina toa tonga adala tsy nahevitra na inona, na inona, ary ny maso tsy nijery afa-tsy ity rano misafofoka miakatra tsy azo tohaina, mitondra ny fahafatesana hanarona sy hipaoka ary hitelina sy handrapaka azy;
|
Haiendriteny |
|
Voambolana | 10 Fahasalamana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
![]() |