|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  misahirana
Fototeny  2  sahirana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  Manao asa mamizana, manasatra: Aza misahirana manao sakafo ho ahy ianareo fa efa nihinana aho talohan' ny hivoahako
Miahiahy be, very hevitra: Misahirana izaitsizy mba hanao trano [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  to go to some trouble [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6  se donner de la peine [1.8]
Ohatra  7  Fantatro fa mavesatra izany, nefa ny manao zavatra tsy vita foana ary ny te hanana tsy maintsy misahirana. [2.472]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)12  misahiràna
Fototeny  13  sahirana
Sokajin-teny  14  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao misahirana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  15  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  16  [1.3]

Fivaditsoratra  17 hira masina, 18 misahirana, misahiràna

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/20