Teny iditra | 1 misakafo |
Fototeny | 2 sakafo |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Mihinana sakafo: Amin' ny firy ianareo no misakafo amin' ny hariva? |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] to eat a meal |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] prendre un repas |
Ohatra |
7 antoandrotoandro ihany vao miarina ny maraina ary manara-po amin' ny torimasobe mahakamokamo, nony avy misakafo. [2.470] 8 Miara-misakafo izahay rehetra rahefa tonga izy. [2.472] |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny misakafo io |
Fivaditsoratra | 14 fisomàka, isokafam, misakafo, misokafa |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |