Teny iditra misakelika (sakelika (helika))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mitondra (zavatra) ao ambany helika: irỳ zazalahy misakelika boky irỳ ve zanakao? [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To carry under the arm. [1.2]
 To carry under the arm; to escort a woman who holds one's arm [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Porter sous l'aisselle; escorter une femme en donnant le bras [1.8]
Ohatra Mody misakelika entan-kely izy manao izany, moa va tsy tahiry sarobidy tokoa ka atahorany ho voadona na sakain' ny mpangarom-paosy. [2.470]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : misakelika
Ny lasa : nisakelika
Ny hoavy : hisakelika
Filaza mandidy : misakeleha
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20