Teny iditra sakelika (helika)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy carrying under the arm [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay action de porter sous le bras [Hallanger 1974]
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Teny iditra sakelika
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ny rindrin-kazo amin' ny trano kotona. [Rajemisa 1985]
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Teny iditra sakelika
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Havana akaiky, namana, mpanampy akaiky, fanampiny: Sakelik' andriana [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny frantsay proches parents [Rajemisa: Vakoka]
Voambolana 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra Sakelika zafiafy no nasaiko niantsoana azy ireo. [FOFAFIPE: Haivola, takila 95]

Teny iditra sakelika
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Tambahoaka] silaka: sakelidrano [Rakotosaona 1975]

Teny iditra sakelika
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Tsirin-javamaniry miseho amin' ny tahony, na solofon-javamaniry eo ampotony toy ny fomban' ny saonjo na ny akondro: Tandremo sao tapaka ny sakeliky ny foto-bonindraozy
Mitovy hevitra: solofo ~ taroka ~ tsimoka ~ tsiry [Rajemisa 1985]
  [Bezanozano] tsimoka hazo [Rakotosaona 1975]
Fanazavàna teny frantsay (racine helika, du javanais kelak). Rejets, drageons qui peuvent permettre de reproduire une plante par voie végétative. Parfois aussi marcotte. On dit plutôt, dans certaines régions, sakeliny. Ce mot a une grande charge mystique et entrait souvent dans les noms des confréries et sociétés secrètes, fréquentes sous la monarchie malgache, et même durant la période coloniale. La célèbre V.V.S. (Vy, Vato, Sakelika) qui fit l'objet d'un procès retentissant en 1916 s'en inspirait. [Boiteau 1997]
Voambolana 
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/10/05