|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  misakobona
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Mirakotra lamba tsy misy miseho ny tenany: Misakobona ao anaty bodofotsy ny ankizy rehefa ririnina
Miafina ao anaty lamba: Ikoto io misakobona ao anaty lamba io
Fototeny  4  sakobona
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)9  misakobòna
Sokajin-teny  10  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao misakobona [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  11  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  12  [1.3]
Fototeny  13  sakobona

Fivaditsoratra  14  isakobonam, misakobòna, misakobona, nambosiako

Nohavaozina tamin' ny 2025/04/28