|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  misakobona
Fototeny  2  sakobona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  Mirakotra lamba tsy misy miseho ny tenany: Misakobona ao anaty bodofotsy ny ankizy rehefa ririnina
Miafina ao anaty lamba: Ikoto io misakobona ao anaty lamba io [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)9  misakobòna
Fototeny  10  sakobona
Sokajin-teny  11  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao misakobona [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  12  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  13  [1.3]

Fivaditsoratra  14 misakobona, misakobòna

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19