Teny iditra | misalotra (salotra) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mitondra salotra: Hitako misalotra Rangahy iny rehefa mianjaika Mitafy ilany kely izay tsy mahasarona ny tena manontolo: Nisalotra tapa-damba kely misoratra teny am-bozony izy Manao akanjon' olona, indrindra raha akanjon' olona ambony voninahitra noho ny tena: Sahinao ve ny hisalotra ny akanjo-na lietnà nefa ianao vao kaporaly? [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To wear a vest [1.7] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Porter gilet [1.8] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Fivaditsoratra | masilotra, misalotra, misolatra |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |