|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  misamaka
Fototeny  2  samaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Vaky triatra, misaraka roa: Efa nisamaka ilay hazo ka mora notapahina
Misahana raharaha maso: Nisamaka telo izy ka nalaky vizana
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)9  misamaka
Sokajin-teny  10  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  11  [1.78] [Tanosy] miteraka

Fivaditsoratra  12  mamisaka, mimasaka, misamaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21