Teny iditra |
misambasamba
(sambasamba)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Manao firarian-tsoa, tsodrano, saotra [1.1]
|
Ohatra | velona ny tafondro in-telo, dia misambasamba ny rano ny andriana:
[2.48]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
misambasamba |
Ny lasa : |
nisambasamba |
Ny hoavy : |
hisambasamba |
Filaza mandidy : |
misambasambà |
|
|
Teny iditra |
misambasambà
(sambasamba)
|
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao misambasamba
|
Fanazavàna teny malagasy | [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | [1.3]
|
|