|
|
|
|

Teny iditra1  misambotra
Fototeny  2  sambotra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Manao izay hahazoana biby na vorona izay mandeha mafy, manidina, na mandositra; manenjika: Misambotra voangory ny ankizy rehefa hariva maizimbava vilany
Maka na mandray olona nahavita heloka; mibeda: Tonga ny polisy dia nisambotra ilay olon-dratsy
Mangataka vola na haninkohanina amin' olona, izay mbola haverina na hosoloana rehefa misy: Nisambotra valopolo tamiko Rakoto fa hadinony tany an-trano, hono, ny poketrany ~ Tonga teo Rasoa nisambo-bary fa rahariva, hono, hosoloany
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] to capture; to borrow (when the thing borrowed is to be replaced, money)
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] faire prisonnier, capturer; emprunter (quand la chose sera remplacée, comme le riz ou l'argent)
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :
Kamban-teny 
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny misambotra io

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11