Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
Ohabolana : misambotra | |||||||||||||||||||||
Ohabolana 1 | Aleo mitsimozimozy mamaha, toy izay mitsimozimozy misambotra. [2.558 #136]
Aleo mitsimozimozy mamaha toy izay mitsimozimozy mitady. [2.415 #2165, 2.653 #108] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Il vaut mieux être lent à délier la bourse que lent à faire fortune. [2.415 #2165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 2 | Aza misambo-boa tsy latsaka. [2.558 #788, 2.653 #635]
Misambo-boa tsy latsaka. [2.415 #6176] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Prendre un fruit avant qu'il tombe. [2.415 #6176] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait des gens trop pressés en affaires. [2.415 #6176] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 3 | Aza tobatobaina ny vary, fa ny misambo-bary manetsa no tsy afaka. [2.165 #793, 2.415 #2357, 2.653 #714]
Aza tobatobaina ny vary, fa ny mitsidika an-tranon-drafy no tsy toha. [2.415 #2358] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Ne dépensez pas inutilement le riz, car emprunter du riz à l' époque où l' on transplante le riz n' est pas chose facile. [2.415 #2357]
Ne dépensez pas inutilement le riz, car il est insupportable d' aller en demander à un rival. [2.415 #2358] Ne gaspillez pas votre riz, car vous ne trouveriez pas à en emprunter le moment du repiquage venu. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait des prodigues. [2.415 #1022]
Si on a dissipé ses biens, il n' y a plus qu' à mendier. [2.415 #2358] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 4 | Bibilava nisambotra androngo ka manantena ny fahalavana. [2.558 #893]
Bibilava nisambotra androngo ka nanantena ny fahalavana. [2.165 #950] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Un serpent ayant pris un lézard a profité de ce qu' il (le serpent) était le plus long (donc aussi le plus fort). [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 5 | Mahasosotra ohatra ny malahelo misambo-bary : maka mitady ny avo loha, manatitra manao safo vava. [2.558]
Mahasosotra, ohatra ny malahelo misambo-bary : raha vao maka, mitady avo loha ; nony manatitra, manao safo vava. [2.653] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 6 | Rafotsibe nisambotra adrisa : azo dia | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 7 | Raha indray mandeha no misambo-bary ka tsy mahazo, aza mandoro ny fatambary. [2.165 #966]
Raha indray mandeha no misambo-bary tsy mahazo, aza dorana ny fatambary. [2.558 #230] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Pour une fois que vous désirez emprunter du riz et qu' on ne vous en donne pas, n' allez pas brûler la petite corbeille. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Il ne faut pas se décourager trop vite! [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 8 | Raha misambo-bola hianao, aloavy haingana ny volan' olona, fa ny trosa mahalao monina. [2.415 #4448] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Si vous empruntez de l' argent à quelqu' un, rendez-le vite, car les dettes dégoûtent du pays. [2.415 #4448] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Les débiteurs s'expatrient, ce qui est une grande peine. [2.415 #4448] | ||||||||||||||||||||
Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||