Teny iditra | 1 misamontitra |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.78] [Bezanozano]
tezitra mafy 4 [1.1] tezitra, misafoaka, vinitra izaitsizy, mitroatran' ny hatezerana: Nisamontitra tamin' ny mpianany nananihany azy Ramose |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3] s'irriter, être furieux: Nisamontitra tamin' ny zanany izy (Il était furieux contre son fils) |
Fototeny | 6 samontitra |
Haiendriteny |
|
Tsipelina hafa | 11 misamontotra |
Mpanahaka | 12 mifoaka, mitroatra, mifoaba |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/12 |
![]() |