Teny iditra | 1 mitroatra |
Fototeny | 2 troatra |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Miala tampoka amin' izay misy ny tena noho ny hatairana: Nitroatra Rakoto raha vao nahare ilay feo niantso azy Taitra tampoka ka mandrifatra: Nitroatra Ikalamena ka tsy tana |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] to jump about; to be carried away by anger |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] sauter, bondir; se laisser emporter par la colère |
Ohatra |
7 [2.472] Notazonina ela loatra angamba ny fo, ka rahefa ela na raha tojo fandonana mafy noho ny isan' andro, tsy tana fa mitroatra. |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny mitroatra io |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |