Teny iditra misamontitra (samontitra (montitra))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Bezanozano] Tezitra mafy [1.78]
 Tezitra, misafoaka, vinitra izaitsizy, mitroatran' ny hatezerana: Nisamontitra tamin' ny mpianany nananihany azy Ramose
Mitovy hevitra: mifoaba ~ mifoaka ~ mitroatra [1.1]
Fanazavàna teny frantsay S'irriter, être furieux: Nisamontitra tamin' ny zanany izy (Il était furieux contre son fils) [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : misamontitra
Ny lasa : nisamontitra
Ny hoavy : hisamontitra
Filaza mandidy : misamontera
Tsipelina hafa 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20