Teny iditra (1/2) | 1 misampana |
Fototeny | 2 sampana |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Misy rantsana, mirantsana: Etsy alohaloha etsy dia misampana roa ny lalana ka ny havia no mankany an-tsena Misahana: Misampana amin' ny raharaha maro izy ka sahirana Misalasala: Misampana ny saiko: na handeha na hijanona |
Ohatra |
5 Foto-boaloboka misampana maro no mananika ny trano, manalokaloka azy tsy hahazo hazavana be loatra avy ety ivelany. [2.470] |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (2/2) | 10 misampàna |
Fototeny | 11 sampana |
Sokajin-teny | 12 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao misampana [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
13 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
14 [1.3] |
Fivaditsoratra | 15 isampanam, mampanisa, manasampy, misampàna, misampana, mpanamasi, nampiasam |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |