Teny iditra misanga (sanga)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manao sanga: Tsy endrehina an' Ibalita ny misanga [Rajemisa 1985]
Endriteny 
misanga
nisanga
hisanga

Teny iditra misanga
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Bara] mihogo volo [Rakotosaona 1975]
  [Tanala] mananjary ny volo, mihogo: Misanga sola ka mañoditre ( mihogo sola ka maratra ) [Rakotosaona 1975]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31