Teny iditra | 1 misaosao |
Fototeny | 2 saosao |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Tsy malamalama fa misy marokoroko na maraorao: Misaosao ny lamba jiafotsy Mikasaoka: Misaosao ity pataloako ity rehefa mamindra aho Mihinana haingana tahaka ny tsy ho voky iny: Aza misaosao homa-menaka fa ho lamoka ihany no farany |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 8 Ohabolana misy io teny misaosao io |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |