|
|
|
|

Teny iditra1  misara-tsaina
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] enti-milaza olona maro tsy miray hevitra fa misy fisarahana sy elanelana ara-piheverana
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] to be of different opinions
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] être d'avis différents
Singan-teny  6  misaraka, saina
Tovy hevitra  7  misara-kevitra

Fivaditsoratra  8  asaramañitsy, misara-tsaina

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21