Teny iditra | misasaka alina | |
Singan-teny | misasaka ; alina | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny anglisy | Midnight [1.2] | |
Ohatra | Misasaka tokoa ny alina vao nigadona ny tokonana izy roalahy nividy fanafody tany an-drenivohitra.
[2.470] | |
Voambolana | Fotoana | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16 |